Entry akasika (kasika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mikasika, manendry: Ny loharantsany fotsiny nonakasiny an' ilay marary dia sitrana ilay io
Atao mikasika: Akasiho eo ange ny tananao raha tsy mangorintsina [1.1]
Examples hay izany toaka izany raha akasika vava sisan-tsakay, tsy fanome na rafilahy aza! [2.4]
Morphology 
Present : akasika, akasiko, akasikao, akasiny, akasitsika, akasikay, akasikareo, akasik', akasi-
Past : nakasika, nakasiko, nakasikao, nakasiny, nakasitsika, nakasikay, nakasikareo, nakasik', nakasi-
Future : hakasika, hakasiko, hakasikao, hakasiny, hakasitsika, hakasikay, hakasikareo, hakasik', hakasi-
Imperative : akasiho

Anagrams 

Updated on 2023/01/19