Entrée akora
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka.
Explications en anglais  [Richardson 1885] shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka. Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out)
  [Hallanger 1973] shouting; jeers
Explications en français  [Hallanger 1974] acclamation; huées
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot akora (1): Iakora

Entrée akora
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanala] sifotra (an-tanety na an-drano)
  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] Sifotra
  [Rajemisa 1985] Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody
  [Rajemisa 1985] [Sakalava] sifotr' ala
  [SLP 1986] fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra
Explications en anglais  [Richardson 1885] a shell; a shell-fish.
  [Hallanger 1973] seashells; coral
Explications en français  [Hallanger 1974] coquillage; la coque des oeufs
  [SLP 1986] coque, coquille
Vocabulaire 
Analogues  akoran-dranomasina
Illustrations 

Entrée akora
Partie du discours nom
Explications en malgache  [SLP 1986] vato na mineraly tsy voadio
Explications en français  [SLP 1986] minéraux
Synonymes akorambato
Analogues  akora fampiasa ~ akora fandany ~ akora hirihina ~ akora manjavona ~ akora mineraly ~ akora mora mietona ~ akora tampom-pana ~ akoram-besatra ~ akoram-bidy ~ akoram-bokatra ~ akoram-bola ~ akoram-panorenana ~ akoran-drefy ~ akoran-tombombarotra ~ akoran-tsanda ~ akora-panefitra

Mis à jour le 2020/07/31