Entry akotrana (kotrana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Avala hikotrana, hikatroka: Nakotran' ny saka tao an-dakozia tao ny vilany [1.1]
Morphology 
Present : akotrana, akotrako, akotranao, akotrany, akotrantsika, akotranay, akotranareo, akotran', akotran-, akotram-, akotra-
Past : nakotrana, nakotrako, nakotranao, nakotrany, nakotrantsika, nakotranay, nakotranareo, nakotran', nakotran-, nakotram-, nakotra-
Future : hakotrana, hakotrako, hakotranao, hakotrany, hakotrantsika, hakotranay, hakotranareo, hakotran', hakotran-, hakotram-, hakotra-
Imperative : akotrano

Anagrams 

Updated on 2023/01/19