Entry alafy (lafy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [1.1]
Morphology 
Present : alafy, alafiko, alafinao, alafiny, alafintsika, alafinay, alafinareo, alafin', alafin-, alafim-
Past : nalafy, nalafiko, nalafinao, nalafiny, nalafintsika, nalafinay, nalafinareo, nalafin', nalafin-, nalafim-
Future : halafy, halafiko, halafinao, halafiny, halafintsika, halafinay, halafinareo, halafin', halafin-, halafim-
Imperative : alafaso

Entry alafy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [1.1]
Explanations in French  [Sakalava, Tankarana] Alafia pauciflora Radlk., Alafia perrieri Jum. et Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon. [1.196]
Scientific name Alafia pauciflora, Alafia perrieri, Alafia thouarsii
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/02/21