Entry alikalika (alika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1]
Derivatives 
Synonyms alika

Entry alikalika (alika)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely) [1.1]
Examples Alikalika kely amin' ny fihetsiny sy mahafatifaty aoka izany amin' ny endriny monamonany ilay bitika amin' izay. [2.470]

Anagrams 

Updated on 2023/04/08