Entry | alinina (alina) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tazonina hatramin' ny fahatongavan' ny alina: Loza Rakoto iny raha hiresaka: nalininy tany aminy aho ka raha tsy efa tapi-mandry ny olona tsy nalefany [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be kept from going until night. Used of misspent days and hours. [1.2] | ||||||||
Explanations in French | Que l’on retarde jusqu’à la nuit [1.3] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | alinina, anilany |
Updated on 2023/02/11 |