Entry alofana (aloka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro [1.1]
Explanations in English To be sheltered; to be overshadowed [1.2, 1.7]
Explanations in French Qu'on abrite, qu'on met à l'ombre [1.8]
Examples Kafe alofana albizià ny eny afovoany. [2.117]
Morphology 
Present : alofana, alofako, alofanao, alofany, alofantsika, alofanay, alofanareo, alofan', alofan-, alofam-, alofa-
Past : nalofana, nalofako, nalofanao, nalofany, nalofantsika, nalofanay, nalofanareo, nalofan', nalofan-, nalofam-, nalofa-
Future : halofana, halofako, halofanao, halofany, halofantsika, halofanay, halofanareo, halofan', halofan-, halofam-, halofa-
Imperative : alofy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20