Entry amany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany
Fivalanan-drano, siritra [1.1]
Explanations in English Urine [1.2, 1.7]
Explanations in French Urine [1.8, 1.13]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : amany, amaniko, amaninao, amaniny, amanintsika, amaninay, amaninareo, amanin', amanin-, amanim-
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/10/19