Entry | ambakiloha | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Teny ilazana lamba kely ila, izay tsy mba ambainy roa mitovy no avitrana fa ambainy iray sy sasany: Akanjo soga ketrom-bozona sy lamba ambakiloha no nanaovany. (Kilalaon' afo: R. R. R. ) [1.1] | ||
Explanations in French | [Tankarana] Sorte d'étoffe dont on se recouvre la nuit. [1.19] | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word ambakiloha | ||
Anagrams | ambakiloha, mahakobila |
Updated on 2020/07/31 |