Entrée |
ambara
|
Partie du discours | verbe passif
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
Atao, herina, ampangaina [1.78]
|
| Lazaina, aseho amin' ny teny, aposaka amin' ny fitenenena: Izao no ambarako aminareo. / Tsy manan-kambara intsony aho. [1.1]
|
Explications en anglais | told, declared, revealed (of things). This word, although a root verb, takes n and h for past and future. [1.2]
|
| revealed, declared [1.7]
|
Explications en français | révélé, manifesté; déclaré [1.8]
|
Morphologie |
ambara
ambarako
ambaranao
ambarany
ambarantsika
ambaranay
ambaranareo
ambaran'
ambaran-
ambaram-
| |
nambara
nambarako
nambaranao
nambarany
nambarantsika
nambaranay
nambaranareo
nambaran'
nambaran-
nambaram-
| |
hambara
hambarako
hambaranao
hambarany
hambarantsika
hambaranay
hambaranareo
hambaran'
hambaran-
hambaram-
| |
ambarao | |
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Proverbes |
|