Entrée ambaraka ny (ambaraka, ny)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Efa..., kanefa mbola. Teny enti-manamafy fotsiny ny hevitry ny teny hoe efa izay matetika ampiarahina aminy avy eo aoriana: Ambaraka ny efa mifona izy, mbola kapohinao ihany. (Efa mifona izy kanefa mbola kapohinao ihany)

Mis à jour le 2020/07/31