Entry ambasadaoro
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Solontenampirenena mipetraka any amin' ny firenen-kafa ka manao izay hahatsara ny fifandraisan' ny roa tonta ara-pihavanana, ara-politika ary aratoe-karena
Iraky ny firenena iray hafa handrindra fihavanana
Masoivoho, andrianjahonoany [1.1]
Explanations in English An ambassador [1.7]
Explanations in French Ambassadeur [1.8]
Articles 

Updated on 2022/07/30