Entry ambatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1]
Explanations in English Tongue-tied. [1.2]
Derivatives 
Synonyms ambatrambatra

Entry ambatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [1.78]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31