Entry | ambatra | ||||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fiakanakanana raha miteny, fiahotrahorana mova tsy ny vahobahotra mihitsy ny vava ka ny teny na ny fehezanteny tokony ho indray misosa manjary miraikidraikitra [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | Tongue-tied. [1.2] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Synonyms | ambatrambatra | ||||||||||||
Entry | ambatra | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Fandri-pody, fandrika atao eo an-tanimbary mba hisamborana ireny vorona mandratra ny vary ireny [1.78] | ||||||||||||
Anagrams | ambatra, matraba |
Updated on 2020/07/31 |