Entry | ambela (vela) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ajanona: Navelanareo aiza ny zanakareo mivady? Apetraka: Avelao ao amin' ny mpiandry trano ny taratasy raha misy Hadinoina: Navelany ny satrony ka mandehàna vonjeo haingana izy Atsahatra: Avelao amin' izay ny ady hevitra tsy mitera-boka-tsoa Afoy: Avelako ho anao itỳ boky sarobidy itỳ Omena lalana: Avelao kely aho handeha Amindràna fo: Avelako ny hadisoanao amin' ity indray mandeha itỳ ka mitandrema tsara amin' ny sisa [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | avela | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |