Entry ambivitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1]
Explanations in English Pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2]
Explanations in French Jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3]
Vocabulary 
Other spellings 

Entry ambivitra (any, vivitra)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady
Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1]
Synonyms avivitra
Compound words 

Updated on 2020/07/31