Entry Ambohidrabiby (vohitra, ra-, biby)
Elementary words vohitra ; biby
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy Tanàna an-tampon-tendrombohitra, mifanitsy amin' Ambohimanga, eny andafy atsinanany; 20 km avaratr' Antananarivo. Ankotrokotroka, hono, no anarany tany amin' ny fahagola, ary ny Manendy no tompon' ny tanàna teo, fony izy tsy mbola nankeo Anosivola avaratr' i Mahitsy... [1.10]
Vocabulary 
Analogs  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Coordinates -18.7666667, 47.6
Illustrations 

Updated on 2021/05/23