Entry ambonin > ambony
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany
Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1]
Explanations in English Above, over, higher in rank. The opposite to ambany [1.2]
 Above, up
Ambònin'ny ... : above ... [1.7]
Explanations in French En haut, au-dessus
Ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8]
Derivatives 
 
Antonyms 
Compound words 
Phytonyms 

Entry ambonin > ambony
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka
Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy
Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony.
Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1]
Derivatives 
Compound words 

Entry ambonin > ambony
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] atsinanana [1.78]
Explanations in English  [Provincial] The east [1.2]
Vocabulary 

Entry ambonin > ambony
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Indray [1.78]
Synonyms ambola

Anagrams 

Entry ambonin > ambonina (ambony)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Deraina, hasohasoina [1.1]
Explanations in English To be thought much of, or made much of. [1.2]
Morphology 
Present : ambonina, amboniko, amboninao, amboniny, ambonintsika, amboninay, amboninareo, ambonin', ambonin-, ambonim-, amboni-
Past : nambonina, namboniko, namboninao, namboniny, nambonintsika, namboninay, namboninareo, nambonin', nambonin-, nambonim-, namboni-
Future : hambonina, hamboniko, hamboninao, hamboniny, hambonintsika, hamboninay, hamboninareo, hambonin', hambonin-, hambonim-, hamboni-
Imperative : ambonio

Anagrams