Entry ambozontany
Elementary words vozona ; tany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy havoana roa mifanakaiky, toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa. Toy ny toerana omen' ny Merina anarana hoe Ankadilanana izany. [1.10]

Entry Ambozontany
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in French Quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa [3.1]
Vocabulary 
Coordinates -21.4333333, 47.0833333
Illustrations 

Entry Ambozontany
Part of speech name (institution) [full list]
Explanations in French Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus, autrefois située à Fianarantsoa (quartier d'Ambozontany), et maintenant à Analamahitsy, au nord d'Antananarivo [3.1]
Vocabulary 
Madagascar Catalog 
Tables and plates All the titles
Illustrations 

Updated on 2023/02/17