Entry amolavolana (volavola)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples Zava-misy sy mitranga eo amin' ny fiarahamonina no ventesina ao anatin' ny ompa sy ny ozona ka teny fampiasa ao amin' ny fiarahamonina ihany no amolavolana ireny teny ireny. [1.519]
Morphology 
Present : amolavolana, amolavolako, amolavolanao, amolavolany, amolavolantsika, amolavolanay, amolavolanareo, amolavolan', amolavolan-, amolavolam-, amolavola-
Past : namolavolana, namolavolako, namolavolanao, namolavolany, namolavolantsika, namolavolanay, namolavolanareo, namolavolan', namolavolan-, namolavolam-, namolavola-
Future : hamolavolana, hamolavolako, hamolavolanao, hamolavolany, hamolavolantsika, hamolavolanay, hamolavolanareo, hamolavolan', hamolavolan-, hamolavolam-, hamolavola-
Imperative : amolavolao

Updated on 2023/01/21