Entry amongarana (fongatra)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples Raha fa madihana famonosan-damba fotsiny, dia fotoana vitsivitsy ihany no iandrasana - eo anelanelan' ny fotoana amongarana sy anitrihana, - nefa dia mitovy daholo ihany ny zavatra rehetra atao hatramin' ny fotoana faran' ny famadihana. [2.436]
Morphology 
Present : amongarana, amongarako, amongaranao, amongarany, amongarantsika, amongaranay, amongaranareo, amongaran', amongaran-, amongaram-, amongara-
Past : namongarana, namongarako, namongaranao, namongarany, namongarantsika, namongaranay, namongaranareo, namongaran', namongaran-, namongaram-, namongara-
Future : hamongarana, hamongarako, hamongaranao, hamongarany, hamongarantsika, hamongaranay, hamongaranareo, hamongaran', hamongaran-, hamongaram-, hamongara-
Imperative : amongaro

Anagrams 

Updated on 2023/01/20