Entrée amonoana (vono)
Partie du discours verbe relatif
Morphologie 
amonoana
amonoako
amonoanao
amonoany
amonoantsika
amonoanay
amonoanareo
amonoan'
amonoan-
amonoam-
amonoa-
namonoana
namonoako
namonoanao
namonoany
namonoantsika
namonoanay
namonoanareo
namonoan'
namonoan-
namonoam-
namonoa-
hamonoana
hamonoako
hamonoanao
hamonoany
hamonoantsika
hamonoanay
hamonoanareo
hamonoan'
hamonoan-
hamonoam-
hamonoa-
amonoy
Exemples 
1 [Abinal 1888] Ento amin' izay hamonoana azy io olo-meloka io (Conduisez ce condamné au lieu du supplice)
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 25] Raha vizambizana ianao ndeha re hamonoako akoho fa aza be rediredy toy izany
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31