Entrée ampahasiviny > ampahasivy (sivy)
Partie du discours nom
Explications en malgache [ ampahasivy ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy [Rajemisa 1985 page 66]
Explications en anglais [ ampahasiviny ] one ninth [Richardson 1885 page 577]
Explications en français [ ampahasiviny ] un neuvième [Abinal 1888 page 613, Rajaonarimanana 1995 page 264]
Symboles internationaux 1/9 [3.1]
Vocabulaire 
Morphologie 
ampahasivy
ampahasiviny
ampahasivin'
ampahasivin-
Analogues  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahafolo ~ ampahazato
Exemples Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 28]