Entry ampahasiviny > ampahasivy (sivy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ ampahasivy ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy [1.1]
Explanations in English [ ampahasiviny ] One ninth [1.2]
Explanations in French [ ampahasiviny ] Un neuvième [1.3, 1.5]
International symbols 1/9 [3.1]
Examples Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako [2.643]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : ampahasivy, ampahasiviny, ampahasivin', ampahasivin-
Compound words 
Analogs  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahafolo ~ ampahazato