Entry ampahatelony > ampahatelo (telo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [ ampahatelo ] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy [1.1]
Explanations in English [ ampahatelony ] A third part (and so with larger numerals) [1.7]
Explanations in French [ ampahatelony ] Le tiers [1.3]
 [ ampahatelony ] Tiers [1.13]
 [ ampahatelony ] Le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) [1.8]
Examples 
1Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra [2.472]
2ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka [2.996]
3ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana [1.123]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : ampahatelo, ampahatelony, ampahatelonareo, ampahatelon
Compound words 
Analogs  ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato
Proverbs