Entrée ampahefany > ampahefatra (efatra)
Partie du discours nom
Explications en malgache [ ampahefany ] ny antoko iray, na ny vongana iray, amin' ny zavatra nozaraina efatra mitovy [Ravelojaona 1937 page E6]
 [ ampahefatra ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina efatra: Ny ampahefatry ny roapolo dia dimy [Rajemisa 1985 page 66]
Explications en anglais [ ampahefany ] one fourth [Richardson 1885 page 130]
Explications en français [ ampahefany ] un quart [Abinal 1888 page 119, Rajaonarimanana 1995 page 97]
 [ ampahefany ] quartier [SLP 1986 page 15]
Vocabulaire 
Morphologie 
ampefatra
ampahefany
ampahefatry
ampahefatr
ampahefa
Analogues  ampahatelo ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato
Exemples 
1ny entana hafa ampahefatry ny vidiny [Razoharinoro: Soratra, page 29]
2Dia lasany tamin' izay ny ampahefa-kareny sy ny fanjakany [Dahle: Angano, page 44]
3Iza no mahisa ny vovok' i Jakoba, Na mahisa ny ampahefatr' Israely? [Baiboly: 4.23.10]
4Fa andeha efaro itsy harena hanalan' ialahy ny any ialahy ampahefany [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 18]
5Tsy dia maharitra loatra ny angano iray fa eo amin'ny ampahefatra adiny [Razafiarivony: Harivolana, page 95]
Citations