Entrée ampaheniny > ampahenina (enina)
Partie du discours nom
Explications en malgache [ ampahenina ] Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [Rajemisa 1985 page 66]
Explications en anglais [ ampaheniny ] the sixth part, one sixth [Richardson 1885 page 136]
Explications en français [ ampaheniny ] un sixième [Abinal 1888 page 126, Rajaonarimanana 1995 page 100]
Symboles internationaux 1/6 [3.1]
Vocabulaire 
Morphologie 
ampahenina
ampaheniny
ampahenin'
ampahenin-
Mots composés, titres, noms 
Analogues  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato
Exemples 
1ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty [Rajemisa: Fomba, page 139]
2Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [Fagereng: Tantara, page 42]
3Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [Rainitovo: Antananarivo]