Entrée ampalesina (ampaly)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Lamaina amin' ny ampaly, izany hoe atao malambolambo tsara (fiteny amin' ny hazo, taolana, tandroka na ny metaly fotsiana koa aza
¶ Enti-milaza zavatra hatsaraina fatratra ny filaza azy mba hahafinaritra ny mpihaino na mba tsy hanafintohina ny sasany
¶ Miteny iray toa novankonina, miteny iray toa nampalesina: enti-milaza olona roa na maro samy mahay miteny, ka izay rehetra miseho mahavaky vava daholo, na dia tsy mitovy akory aza ny zavatra lazainy
Explications en anglais  [Richardson 1885] to be smoothed with the ampaly leaves; fig. used of any business well arranged and conducted.
  [Hallanger 1973] to be sandpapered
Explications en français  [Hallanger 1974] qu'on polit au papier verre
Morphologie 
ampalesina
ampalesiko
ampalesinao
ampalesiny
ampalesintsika
ampalesinay
ampalesinareo
ampalesin'
ampalesin-
ampalesim-
ampalesi-
nampalesina
nampalesiko
nampalesinao
nampalesiny
nampalesintsika
nampalesinay
nampalesinareo
nampalesin'
nampalesin-
nampalesim-
nampalesi-
hampalesina
hampalesiko
hampalesinao
hampalesiny
hampalesintsika
hampalesinay
hampalesinareo
hampalesin'
hampalesin-
hampalesim-
hampalesi-
ampaleso
Synonymes ampalina
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31