Entry ampandriana (andry)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Ampandriana tsara ny mara-ry dia rakofana lamba mafa-na izy. [2.445]
2Akory ny hagaganay fa nihanafana i Manana, nitombo harerahana, ary nandoa sy nivalana tao ampandriana tao. [2.472]
3avy eo, manendy ny ranondresy amin' ny vilany madinika maromaro ambaram-pivadiny ho siramamy azo ampandriana amin' ny lasitra. [2.470]
4Taloha kely, hoy Zaka somary nisondrotra teo ampandriana hiarina, dia noheverin' ise ho ny fahitako an' i Noro teo amin' ilay toerana, tahaka ny tamin' ny anganon' ise no nitiavako azy. [2.5]
Morphology 
Present : ampandriana, ampandriako, ampandrianao, ampandriany, ampandriantsika, ampandrianay, ampandrianareo, ampandrian', ampandrian-, ampandriam-, ampandria-
Past : nampandriana, nampandriako, nampandrianao, nampandriany, nampandriantsika, nampandrianay, nampandrianareo, nampandrian', nampandrian-, nampandriam-, nampandria-
Future : hampandriana, hampandriako, hampandrianao, hampandriany, hampandriantsika, hampandrianay, hampandrianareo, hampandrian', hampandrian-, hampandriam-, hampandria-
Imperative : ampandrio

Updated on 2023/01/20