Entry amparina (ampatra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io
Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony [1.1]
Explanations in English To be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death. [1.2]
Examples Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo. [2.587]
Morphology 
Present : amparina, ampariko, amparinao, ampariny, amparintsika, amparinay, amparinareo, amparin', amparin-, amparim-, ampari-
Past : namparina, nampariko, namparinao, nampariny, namparintsika, namparinay, namparinareo, namparin', namparin-, namparim-, nampari-
Future : hamparina, hampariko, hamparinao, hampariny, hamparintsika, hamparinay, hamparinareo, hamparin', hamparin-, hamparim-, hampari-
Imperative : amparo
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/21