Entry |
ampinga
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hazo boribory toy ny sahafa kely, mafy sy matevina, ary misy fihazonana avy ao anatiny, ka ampiasaina mba hatao fiarovan-tena amin' ny tombo-defona. [1.1]
|
Explanations in English | A shield, a buckler. [1.2]
|
| A shield [1.7]
|
Explanations in French | Bouclier [1.8]
|
Explanations in Malagasy | Fitaovana ihazonana ny vadin-tsaikiro tsy hivaha ho azy [1.13]
|
Explanations in French | Rondelle [1.13]
|
Examples |
1 | fa ametrahanao manda sy ampinga ary lefona hiaro.
[2.587]
|
2 | koa samy nividy lefona sy nanao ampinga forona avokoa.
[2.59]
|
|
Compound words |
|
Proverbs |
Articles |
|