Entry | 1 anakatsimba |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany: grass 4 Health |
Explanations in Malagasy |
5 Zavamaniry fanao ody tazo ny raviny, indrindra raha mandoa ny marary; azo ampiasaina ho fanafodin' ny biliezy koa izy, ary ny raviny apetaka amin' ny nonon' ny mpifana misy vay (Toddalia asiatica) [1.1] |
Explanations in French |
6 Toddalia asiatica (L.) Lam. (Rutaceae). [1.196] |
Scientific name |
|
Updated on 2020/07/31 |