Entry anamadinika
Elementary words ana- (anana) ; madinika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana iombonana ilazana ireo anana samihafa maniry ho azy eny an-tsisin-tanimboly, toy ny anampatsa, anantarika, anantsinahy... (Ireo anana tena famboly: anamamy, anantsonga... dia tsy mba natao ho anisany) [1.1]
Explanations in French  [Merina] (de anana = herbe comestible, et madinika = ténu, très petit). Nom collectif de plusieurs petites herbes spontanées, rudérales, qu'on fait cuire pour assaisonner le riz : voir anampatsa, anantarika et anatsinahy. [1.196]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/06