|
|
|
|

Teny iditra1 anamafaitra
Singan-teny  2anana, 3mafaitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6An esculent herb. Solanum nigram, L.. [1.2]
Ohatra  7 Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48]
Voambolana  8 Haizavamaniry: ahitra
Teny nalaina  9 Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12