Entrée anamalaho (anana, laho)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Karazan' anana masiatsiaka sy mafanafana ary anisan' ny be mpitia raha ampiarahina amin' ny anana maro, toy ny anamamy, anantsonga, ravim-boatavo
¶ Raha hanina maitso ary manta ny anamalaho dia manome vitamina C (Spilanthes oleraces)
¶ Misy karazany maro ny anamalaho: anamalahobe, anamalahokely, anamalahombazaha, anamalahonkova, anamalahovavy
Explications en anglais  [Richardson 1885] Esculent herbs, of which there are several species. See anamalahobe, anamalahokely, etc.
  [Hallanger 1973] a strong aromatic leafy vegetable
Explications en français  [Hallanger 1974] herbe potagère au goût aromatique amer
Vocabulaire 
Nom scientifique Spilanthes oleraces
Analogues  anamalahoala ~ anamalahobe ~ anamalahokely ~ anamalahombazaha ~ anamalahonkova ~ anamalahovavy
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31