Entrée anankiray (iray)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Iray (fitenin' ny ankizy ary enti-milaza isan-javatra fa tsy entina manisa); ny anankiray sy anankiroa ary anankitelo ihany no tena fandre matetika [1.1]
Explications en anglais [iray, one.] One, a certain one. [1.2]
 one, a certain one; (also anankiròa, two, anankitèlo, three) [1.7]
Explications en français un, un certain; (on dit aussi anankiròa, deux; anankitèlo, trois) [1.8]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20