Entry | andevon-drazana | |
Elementary words | andevo ; razana | |
Part of speech | locution | |
Explanations in French | Esclave dont la famille sert ou a servi celle du maître de génération en génération [1.3] | |
Examples | raha manao ratsy ny tompo ny izy, dia amidy ny tompony — na andevondrazana, na lova, na hafatra ny razana, ka natao ny razana hoe "aza amidy fa nanao soa anay" ka raha manao ratsy amy ny zaza mandimby, dia mahazo mivarotra azy ny zaza mandimby
[2.48] | |
Updated on 2023/05/24 |