Entry andininy (dinika)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitsinjarazarana ny teny ao amin' ny toko iray ka misy isa filaharany mba hahamora ny fitadiavana sy fitadidiana azy: Jereo Lioka, toko 1, andininy faha-52
Fizarazaran' ny tononkalo na tononkira iray, izay samy misy andalana maromaro mitovy isa: Misy andininy folo ny Midona moramora nataon' Ny Avana [1.1]
Explanations in English A verse. See dinika [1.2]
 A verse or stanza; details [1.7]
Explanations in French Verset ; détails [1.8]

Updated on 2022/05/01