Entry andosirana (lositra)
Part of speech relative verb
Explanations in English From whom who flees [1.7]
Explanations in French  [1.3]
 Qu'on fuit [1.8]
Examples 
1Hanky 'zany ve, Rafatro, 'ty andosirana tsy tanty? [2.1022]
2Anjara tsy azo andosirana, teny jadona tsy azo valiana. [2.296]
3Ekena ary ankatoavina ny didy avoakan'ny olobe, fa andosirana araka izay azo atao ny Fanjakana. [2.606]
Morphology 
Present : andosirana, andosirako, andosiranao, andosirany, andosirantsika, andosiranay, andosiranareo, andosiran', andosiran-, andosiram-, andosira-
Past : nandosirana, nandosirako, nandosiranao, nandosirany, nandosirantsika, nandosiranay, nandosiranareo, nandosiran', nandosiran-, nandosiram-, nandosira-
Future : handosirana, handosirako, handosiranao, handosirany, handosirantsika, handosiranay, handosiranareo, handosiran', handosiran-, handosiram-, handosira-
Imperative : andosiro
Proverbs 

Updated on 2023/01/20