Entry andrenesana (re)
Part of speech relative verb
Explanations in English The situation in which hears someone or something [2.931]
Explanations in French  [1.3]
Examples 
1Maro karazana no andrenesana ny toetrany amy ny filany. [2.59]
2Mangidy andro andrenesana matetika ny filazana ny marina; [2.285]
3Diska andrenesana tsara ny fanonona marina ny teny rehetra. [2.332]
4Dia mampiandrandra ny maso ho any amin' ny avo izany, ka andrenesana ilay teny soa mahefaly hoe: [1.38]
5Raha mba manana anadahy mantsy hianao, anaka, ka nahafaly ny andrenesana azy vita fianarana amin'ny sekoly ambony any Antanana, sady mahafapo ny vazaha sy ny mpampianatra ny fitondrantenany! [2.324]
Morphology 
Present : andrenesana, andrenesako, andrenesanao, andrenesany, andrenesantsika, andrenesanay, andrenesanareo, andrenesan', andrenesan-, andrenesam-, andrenesa-
Past : nandrenesana, nandrenesako, nandrenesanao, nandrenesany, nandrenesantsika, nandrenesanay, nandrenesanareo, nandrenesan', nandrenesan-, nandrenesam-, nandrenesa-
Future : handrenesana, handrenesako, handrenesanao, handrenesany, handrenesantsika, handrenesanay, handrenesanareo, handrenesan', handrenesan-, handrenesam-, handrenesa-
Imperative : andreneso
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2022/10/14