Entry andresena (resy)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples Vokatr' izany dia tsy ny tetikasa hitantanana ny Fanjakana na ny vinavina famolavolana fiaraha-monina no andresena amin' ny fifidianana, fa ny vola. [4.27]
Morphology 
Present : andresena, andreseko, andresenao, andreseny, andresentsika, andresenay, andresenareo, andresen', andresen-, andresem-, andrese-
Past : nandresena, nandreseko, nandresenao, nandreseny, nandresentsika, nandresenay, nandresenareo, nandresen', nandresen-, nandresem-, nandrese-
Future : handresena, handreseko, handresenao, handreseny, handresentsika, handresenay, handresenareo, handresen', handresen-, handresem-, handrese-
Imperative : andreseo

Updated on 2023/01/20