Entry andriambavilanitra
Elementary words andriana ; vavy ; lanitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary [1.1]
Explanations in English A title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly. [1.2]
Examples 
1Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra [2.296]
2Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny Andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka. [2.528]
Vocabulary 

Updated on 2023/03/22