Entry |
andriandahy
|
Elementary words | andriana ; lahy |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Teny fanajana fanao ao alohan' ny anaran' andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be vazivazy [1.1]
|
Explanations in English | A nobleman, a prince. [1.2]
|
Proverbs |
|
Entry |
andriandahy
|
Elementary words | andriana ; lahy |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy [1.1]
|
Vocabulary |
Analogs |
ampamaky ~
andriambavy |
Illustrations |
|
|