Entry andrianjahonoany
Elementary words andriana ; izaho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana masoivoho na olona itokisana tanteraka misolo tena ny mpitondra fanjakana any an-tany hafa ka ametrahany andraikitra lehibe, ary izay vitany dia ohatra ny tenany ihany no nanao azy [1.1]
Explanations in English [izaho, I, no ho any, will be there.] An agent. [1.2]
Analogs  masoivoho

Updated on 2023/12/16