Entry angoatenda
Elementary words angoaka ; tenda
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Feo avo avy any an-tenda ataon' ny ankizilahy eny an-tsaha -- indrindra ny mpiandry omby -- rehefa mifampihaiky ady izy; toy izao no fanaony azy: sady dondoniny ny traotraokany no miantso mafy izy ary dia manahaka ny fanenon' ilay sahona kely atao hoe angoaka ny feo ataony amin' izany [1.1]
Explanations in English A song, and mode of singing by children in play, imitating the cry of the frog [1.2]
Explanations in French Voix de grenouille: sons que faisaient entendre les enfants avec leur gosier sans articuler [2.415]
Examples 
1Ilay angoatenda, lasa zary sioka-masinina mihiaka izany. [2.4]
2Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472]
Vocabulary 

Updated on 2023/12/09