Entry angolangola (angola)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Jereo angola [1.1]
Explanations in French Demandes importunes, fantaisies, caprices
Figuré: fion, notes d'agréement en musique [1.3]
Examples Tsy dia vola be tsy akory izany omena ny zafy izany, fa hanta sy angolangola hiany, satria mbola velona izahay mivady raibeny sy renibeny. [2.59]
Titles Angolangolan' ny Tanora (Rajaonarivelo Auguste)
Proverbs 

Updated on 2022/03/03