Entry angole
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana lalao kanety izay toy izao no filalao azy: tazonina amin' ny ankibe sy fanondro ary fanondroadala amin' ny tanana havia ny kanety ary tsipindina amin' ny fanondroadalan' ny tanan-kavanana kosa [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31