Entry an-jamba
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy am-pieritreretana: Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy [1.1]

Entry anjamba
Part of speech adjective
Explanations in English At random. See jamba. [1.2]
Examples Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa? [2.296]

Anagrams 

Updated on 2023/01/12