Entry |
anjananjana
(anjana)
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Halavana, fijoro [1.1]
|
Explanations in English | Well-formed, noble in mien, of an imposing appearance. [1.2]
|
Explanations in French | Belle taille, beau port [1.3]
|
Examples | hany ka tsy fantatra izay reniny sy ny zanany izy mianaka fa samy anjananjana.
[2.285]
|
Derivatives |
Synonyms | |
|
Entry |
anjananjana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan' ny aty rindrin' ny aritera (Cassia alata) [1.1]
|
Explanations in English | [Betsileo]
A plant common in rice-grounds [1.2]
|
Explanations in French | [Merina, Tanala]
Cassia alata L. (Fabaceae)
[1.196]
|
Scientific name | Cassia alata |
Vocabulary |
|
Entry |
anjananjana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano noho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora)
[1.1]
|
Explanations in English | A hard-wooded tree used in house-building. Leptolaena pauciflora, Baker. [1.2]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Nom d'une espèce d'arbre. [1.19]
|
| Appellation botanique: Leptolaena multiflora [2.612]
|
| [Betsimisaraka, Bezanozano]
Leptolaena multiflora Thouars et
Leptolaena pauciflora Baker ainsi que
Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae)
[1.196]
|
Scientific name | Leptolaena multiflora, Leptolaena pauciflora, Rhodolaena bakeriana |
Vocabulary |
Synonyms | ~ |
|
Entry |
anjananjana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Betsileo]
(qui a une belle taille, un port agréable) Nom donné à de nombreux arbres et arbustes, notamment : Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae)
[1.196]
|
Scientific name | Aeschynomene sensitiva |
Vocabulary |
|