Entry anjoanjo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra tsy maintsy natao ao amin' ny fanekena; fepetra fehivava [1.1]
Compound words 

Entry anjoanjo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tena manao anjoanjo koa izay olona nametraka itỳ tavoahangy feno rano itỳ teto ampovoan-trano
Fanaovan-javatra tsy am-pikendrena tsara fa tokotokony sy sendrasendra fotsiny: Anjoanjo fotsiny no nahitako ny tranonareo [1.1]

Entry anjoanjo
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra ataotao foana na ankinina amin' ny kisendrasendra fa tsy noheverina na tsy fantatra akory: Tetika anjoanjo fotsiny ny azy [1.1]
Explanations in English Haphazardly, at random [1.7]
Explanations in French Comme kitoatoa [1.3]
 Au hasard, à l'aventure [1.8]

Anagrams 

Updated on 2023/08/15